![]() |
|
Spaces home GASYWAVE_JEUNES_ARTISTES...PhotosProfileFriends | ![]() |
|
October 08 LES TALENTS MALGACHESQue de la musique malgache, bien sur avec les amis de GASY WAVE :
Bonne écoute.
August 29 NAMBOLENA KA NANIRY "NAMBOLENA KA NANIRY" May 25 HIRA GASY WAVE VAOVAOManantitra ny arahaba ny tsirairay, asainay am- pitiavana ianareo hiara hankafy aminay ny trandraka VAZO 2007eto ambany eto :
Misaotra indrindra anao, nitsidika ity TAKELAKA ity...
Hoy i GASY RIJA, mpiandraikitra serasera ny tarika. May 04 NY MPANAKANTO MALAGASYEto ambany eto no ahafahanao misidika ny momba ireo mpanakanto Malagasy mpankafy GITARA sy SODINA :
MPITENDRY ZAVA MANENO EO ANIVON NY TARIKA MAHALEO SY LOLOHo hitanao eto ambany eto ny mpitendry zava maneno ao amin' ny tarika MAHALEO sy LOLO:
REPORTAGES AUDIO MAHALEO ZANDRINY PAR GASY RIJAManantitra ny arahaba ny tsirairay izay manatrika eto i GASY WAVE sy ny TARINY...
Marihina fa nanokana FANADIHADIHADIANA manokana i GASY- RIJA, mpiandraikitra serasera ny tarika, ny momba ity "MAHALEO ZANDRINY" eto ambany eto
Koa mirary ho anao fitsidihana mahafinaritra.
March 23 avis_GASY RIJA_guitariste_Gasywave_avenir_musiqueJe tiens à transmettre mes salutations à tous ceux ou celles qui me connaisse.
La musique est un ART de combiner le son d' une manière agréable à l' oreille. Une definition classique(...)
A chacun ses propres ambitions et ses inspirations (le feeling ). March 20 REPETITION GENERALE DE LA SOIREE DU 28 MARS 2007Chers musiciens, vous etes priés de vous presenter en STUDIO le MERCREDI 20 MARS, à 18h 30.
A cette occasion, tous les CONSIGNES, vous seront AVISES. Emmenez vos instruments.
Je compte vivement sur votre présence.
Le responsable, JO [GASY-RIJA].
N.B : N' oubliez surtout pas vos PARTITIONS.
Morceaux : Tambazako, redemption song, no woman no cry, bam bam.
Presentations musiciens :
Jo[GASY-RIJA] : guitare électro acoutique, lead vocal
Anto : guitare électro acoustique,lead vocal
Tiana : percussion,lead vocal
Dominique :percussion, vocal March 03 CONCOURS MAHALEO ZANDRINY ...February 22 GASY WAVE AU CARNAVAL DE COUDOUX"GASY-WAVE" ET SON STAFF PARTICIPERA AU CARNAVAL DE COUDOUX, QUI SE TIENDRA LE DIMANCHE 18 MARS 2007. February 16 GASY WAVE AU "CARLTON BEACH" MARSEILLE LE 28 MARS 2007GASY WAVE ET SON EQUIPE, VOUS INVITE A LEUR PREMIER "SHOW PRIVE" DE CETTE ANNEE 2007 AU 395 BIS,CORNICHE KENNEDY (CARLTON BEACH) 13007 MARSEILLE
DANS LE CADRE DU : "FESTIVAL GEA 2007".
Pour écouter quelques extraits, veuillez cliquer sur :
February 11 TE HIZARA"TE HIZARA"
Tsaroako foana,
lay tamin' ny andron' ny fahazazana,
tsy andry mihitsy zay hiposahan'
ilay masoandro,
mavitrika ery te hahita ny namana.
Tamin' izany, kevika ery ny mizara,
izay mamy rehetra,
tsy an kanavaka,
Arahin doka sy ny fanararaotana samihafa izany.
Nony taty aoriana, ka mba
niha matotra ny tena,
tsy niova lay fahazarana fahiny,
nisy ihany ny sivana,
rehefa niposaka indray ny masoandro
mavitrika ery hamonjy ny asa.
Mazàna moa rehefa
any am- piasana any
tsy maintsy mifampizara ihany
sy mba mifampanontany
ny fitiavan- tena ndray no hanjaka.
Tsy ratsy akory ny mizara, hoy aho
fa mila fitandremana ihany.
Rija Gasy... January 11 NY TONTOLON NY ZAVA KANTO ...Raha toa ianao ka liana te hahafantatra bebe kokoa momba "ny mpamorona sy ny talentany" dia iangaviana ianao, hitsidika eto :
Mirary fahafinaretana ho anao ary e!. October 24 About malagasy ARTIST For more information about Malagasy artist, please click here : http://www.rootsworld.com/rw/feature/malagasy-guitar.html September 27 NY_TANORA_MALAGASY_SY_NY_MOZIKAAm pifaliana lehibe tokoa ny hizarainay tarika "Gasy Wave" aminareo, fa anisany mpitendry GITARA matihanina nankafizinay tokoa i Andriamatoa isany Setra RAZAFITSIALONINA sy Maminirina RAKOTOARIMALALA; azo lazaina fa namana nifanerasera matetika tamin' ny tenako izay mpikambana ato amin' ny tarika izy mirahalahy ireo.
Mahafinaritra tokoa ny mahita ny tanora mifototra amin' ny fitendrena zava maneno ankehitriny!.
Koa manoloana izay indrindra, mirary fitohizana mahafinaritra ho azy mirahalahy izahay mpikambana ato amin' ny tarika "GASY WAVE" Marseille!. Ary eto ihany koa aho dia mananararaotra miarahaba ny namanay rehetra tsy an- kanavaka, na ny any an- tanindrazana izany na ny aty am- pita ihany koa.
Mametraka ny mandra pihaona finaritra ho anareo tompoko o!.
N.B :Mankanesa eto ianao izay liana te hahalala bebe kokoa hoe : iza marina moa i Andriamatoa isany Setra RAZAFITSIALONINA sy Maminirina RAKOTOARIMALALA? : http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=1324 September 01 Fihavanana tsy ravan' ny NTAOLO 2006 Tamin' ny fandalovan' i Rija [Guitariste, mpamoron kira, mpandrindra ] mpisolo tena ny tarika Gasy Wave taty Gasikara, dia nisy fihaonambe izay notontosany teny Andohalo.
Nivondrona aby tamin' izany ny akama rehetra tsy an- kanavaka.
Koa manatitra ny arahaba ny akama rehetra aho. Mazotoa daholo ry zalahy a!. Milay be reny revy niarahana ireny e!.
Mandra pihaona vetivety. Hoy ny akama tsy manadino!.
Remerciements_de_la_part_du_groupe_GasyWAveTeny Malagasy :
Tamin' ny fiaraha miasa tamin' ny nanantontosana ny fakana feo an' i "Lavitra ianao", ny tarika GASY WAVE Marseille France dia maneho ny fisaorana etoana ho an' ireto olona manaraka ireto :
Doné ANDRIAMBALIHA sy Seheno (fanohanana, toro hevitra), Rija ( Studio Gordon ) , Mr Ihanja(Salon de coiffure Danielle), Tiavina (mpitendry gitara, feo ) ary i Landry ( fakana sary, feo ) .
Version française
Suite à une collaboration pour la prise de son de "Lavitra ianao," le goupe GASY WAVE Marseille France remercievivement les personnages suivants :
Doné ANDRIAMBALIHA sy Seheno (encadrements, coseils),Mr Ihanja(Salon de coiffure Danielle), Rija ( Studio Gordon ) , Tiavina (guitariste, vocal ) ary i Landry ( reportages photos, vocal ) . January 16 TANY_NIAVIANA_2005"TANY NIAVIANA" :CONCOURS LA SOBIKA 2005
1.TANY NIAVIANA (03 : 25) par : Rija, Nirina et Nantenaina
Guitare acoustique : Rija Percussion, guitare acoustique : Nirina Guitare acoustique : Nantenaina
Musiques composées et arrangées par Rija et NirinaMail : gasywave@yahoo.fr
MOMBAMOMBA NY TARIKA
Ny tarika GASY WAVE dia fivondronana tanora telo mirahalahy izay samy nandrato ny fianarany taty am- pita daholo avokoa.
Tanora mpankafy ny mpanakanto toa an- dry MAHALEO, NY TARIKA LOLO SY NY TARINY , FEO GASY ary ERICK MANANA ry zalahy ireo. Amin’ izay lafiny izay tena mpankafy ny FEON- GITARA mihitsy izany ny tovolahy isany.
Manoloana izay indrindra dia nitsiry miandalana teny ny AINGAM PANAHIN’ izy ireo, hany ka niafara indrindra tamin’ ny FAMORONANA.
Anisan’ ny nasongadin’ ny mpikambana rehetra ao amin’ ny tarika ny firaisan- kina,mba hahafahana mitrandraka hatrany ny ZAVA KANTO,satria « NY HEVITRY NY MARO HONO NO MAHATAKA DAVITRA ».
Eto am- pamaranana ary dia mamerina etoana ny fisaorana ho an’ ny mpikarakara ity MOZIKA ARA PIRALAHIANA ity ny mpikambana rehetra ao amin’ ny GASY WAVE (Nirina, Rija ary i Nantenaina).Manantena lalandava izahay ny mbola hitohizan’ ny toa izao foana !.
Ho ela velona anie ny TALENTAN’ NY MALAGASY.
Mandra pihaona tompoko !.
GUITAR_LEGEND [(*)"GUITAR LEGEND" , concours inter FAC 2004].
COMPOSE de 3 chansons :
|
|
|